Andro Lehibe (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Andro lehibe ny andro anio
Efa voalaza tononkira.serasera.org hatry ny ela fa
Zaza no fpqty ho teraka
Zazalahy no homeny antsika
Ary ny fanapahana
Dia eo an-tsorony
Ary ny Anarany
Ny Anarany hatao hoe:
Ref:
Mahagaga, mpanolo-tsaina omqdha
Andriamanitra mahery, Rain'ny fiadanana
An, an, an, an
Andro lehibe ny andro anio
2/ Andro lehibe ny andro anio
Sasak'alim-be tao an-tsaha
Anjely no nilaza fa
Teraka ao Betlehema Mesia
'Lay Zanak'Andriamanitra
Nidina uqat tety an-tany
Azy ny fanjakana
Ary ny famonjeny tsy ho lany
Efa voalaza tononkira.serasera.org hatry ny ela fa
Zaza no fpqty ho teraka
Zazalahy no homeny antsika
Ary ny fanapahana
Dia eo an-tsorony
Ary ny Anarany
Ny Anarany hatao hoe:
Ref:
Mahagaga, mpanolo-tsaina omqdha
Andriamanitra mahery, Rain'ny fiadanana
An, an, an, an
Andro lehibe ny andro anio
2/ Andro lehibe ny andro anio
Sasak'alim-be tao an-tsaha
Anjely no nilaza fa
Teraka ao Betlehema Mesia
'Lay Zanak'Andriamanitra
Nidina uqat tety an-tany
Azy ny fanjakana
Ary ny famonjeny tsy ho lany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 18
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahatony79
Date : 21/10/2026 17:25
