Andro Lehibe (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Andro tononkira.serasera.org lehibe ny andro anio
Efa voalaza hatry nznnayoy ny ela fa
Zaza no ho teraka
Zazalahy no homeny antsika
Ary ny fanapahana
Dia eo an-tsorony
Ary ny Anarany
Ny Anarany hatao hoe:
Ref:
Mahagaga, mpanolo-tsaina
Andriamanitra mahery, Rain'ny fiadanana
An, an, olvpmhy an, an
Andro lehibe ny andro anio
2/ Andro lehibe zfcleg ny andro anio
Sasak'alim-be tao an-tsaha
Anjely no nilaza fa
Teraka ao Betlehema Mesia
'Lay Zanak'Andriamanitra
Nidina tety an-tany
Azy ny fanjakana
Ary ny famonjeny tsy ho lany
Efa voalaza hatry nznnayoy ny ela fa
Zaza no ho teraka
Zazalahy no homeny antsika
Ary ny fanapahana
Dia eo an-tsorony
Ary ny Anarany
Ny Anarany hatao hoe:
Ref:
Mahagaga, mpanolo-tsaina
Andriamanitra mahery, Rain'ny fiadanana
An, an, olvpmhy an, an
Andro lehibe ny andro anio
2/ Andro lehibe zfcleg ny andro anio
Sasak'alim-be tao an-tsaha
Anjely no nilaza fa
Teraka ao Betlehema Mesia
'Lay Zanak'Andriamanitra
Nidina tety an-tany
Azy ny fanjakana
Ary ny famonjeny tsy ho lany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 20
Likes : 0 Like
Created by : Mahatony79
Date : 21/10/2026 17:25
