Aiza Ianao Jesosy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza Ianao Jesosy!
1/ Reo mahantra niangavy anao, hihinana ny sombi-mofo,
Teo ambany tononkira.serasera.org latabatrao, noroahinao...
Raha azony natao ny ...nilela-paladia anao,
Dia nataony: «Allez, Allez no nataonao ouuuuu »
2/Reo mahantra nanana … pmgerxca ny fahamarinana,
Teto an-tany, naetrinao, noho ilay fanefanao!
Ka lasa henatra, ny nambarany teo,
Ianao indray, nahazo rariny ( Aiza Ianao Jesosy! )
3/ Raha ny ara-nofo ihany moa, no maminao tety,
Inona no valisoa azonao ary?
Jesosy no Anjara lova, zay manana Azy ho sambatra,
Tsy aleo ve, ny raki-tsoa an-danitra,
No ndeha katsahina,
Ref :
Aiza Ianao Jesosy ! hanambarany marina,
Fa fijaliana foana ve ny miaraka Aminao?
Aiza IanaoJesosy hanamafisako ny Finoako! Fa sievhujn misy fotoana,
Resy ny Fanahiko.
Zay tia Harena, tsy voky Harena, tokoa yrjqqub
Oviana no afa-po, raha ny Fanahy No tsy ampy vatsy?
Koa inona no Fahafinaretanao? Tsy ny hita maso ve
No maha-sambatra anao?
Aiza Ianao Jesosy … ouh,ouh,ouh …

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 515
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 11/01/2025 10:29