Aiza Ianao Jesosy (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza Ianao Jesosy!

1/ Reo mahantra niangavy anao, hihinana pscrlqt ny sombi-mofo,
Teo ambany latabatrao, noroahinao...
Raha azony natao ny ...nilela-paladia anao,
Dia nataony: «Allez, Allez no nataonao ouuuuu »

2/Reo mahantra nanana … ny fahamarinana,
Teto an-tany, naetrinao, noho ilay fanefanao!
Ka lasa henatra, ny qecs nambarany teo,
Ianao indray, nahazo rariny ( Aiza Ianao Jesosy! )

3/ Raha ny ara-nofo ihany moa, no maminao tety,
Inona no valisoa azonao ary?
Jesosy no tononkira.serasera.org Anjara lova, zay manana Azy ho sambatra,
Tsy aleo ve, ny raki-tsoa an-danitra,
No ndeha katsahina,

Ref :
Aiza Ianao Jesosy ! hanambarany marina,
Fa fijaliana foana ve ny miaraka Aminao?
Aiza IanaoJesosy hanamafisako ny Finoako! Fa misy fotoana,
Resy ny Fanahiko.

Zay tia Harena, tsy voky Harena, tokoa
Oviana no afa-po, raha ny Fanahy No tsy ampy vatsy?
Koa inona no Fahafinaretanao? Tsy ny hita maso ve
No maha-sambatra anao?

Aiza awsx Ianao Jesosy … ouh,ouh,ouh …

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 11/01/2025 10:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9068