Aiza Ianao Jesosy (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza Ianao Jesosy!

1/ Reo mahantra niangavy anao, hihinana ny sombi-mofo,
Teo ambany latabatrao, noroahinao...
Raha azony natao ny ...nilela-paladia jhvrex anao,
Dia nataony: «Allez, Allez no nataonao ouuuuu »

2/Reo mahantra nanana … ny fahamarinana,
Teto an-tany, naetrinao, noho ilay fanefanao!
Ka lasa henatra, ny nambarany teo,
Ianao indray, nahazo rariny ( Aiza Ianao Jesosy! )

3/ Raha ny ara-nofo ihany moa, no maminao tety,
Inona no valisoa azonao ary?
Jesosy no Anjara lova, zay manana Azy ho sambatra,
Tsy aleo ve, ny raki-tsoa an-danitra,
No ndeha katsahina,

Ref :
Aiza Ianao Jesosy ! tononkira.serasera.org hanambarany marina,
Fa fijaliana foana ve wxsffq dajbngq ny miaraka Aminao?
Aiza IanaoJesosy hanamafisako ny Finoako! Fa misy fotoana,
Resy ny Fanahiko.

Zay tia Harena, tsy voky Harena, tokoa
Oviana no afa-po, raha ny Fanahy No tsy ampy vatsy?
Koa inona no Fahafinaretanao? Tsy ny hita maso ve
No maha-sambatra anao?

Aiza Ianao Jesosy … ouh,ouh,ouh …

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FI
Hits : 473
Likes : 0 Like
Created by : Touknambs
Date : 11/01/2025 10:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487