Vonjeo (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

1. Zanahary vonjeo zahay olonao fa mijaly eh
Zanahary jereo zahay olonao fa marary eh
Maro ireo very izay tena mila ny famonjenao
Vonjeo jereo e fa marary ny fanahy eh

Ref :
(Zanahary eh)
Vonjeo Zanahary, ôtononkira.serasera.org mila anao zahay
(Fa marary eh)
Jereo fa marary, ô tolory tanana

2. Aza avela hifankahala izahay zanakao eh
Aza avela hifanaratsy f’iray aminao eh
Meo fo mahay mifankatia mba ho tena mpianatrao
Vonjeo jereo e fa marary ty fanahy eh

Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Mpamaky : 77
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fenosambatraelyse
Tamin'ny : 02/09/2021 10:52:32
ID : 13651

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo