Ny Famindram-ponao (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maro tokoa, ny otanay ry Ray
Tsy mendrika, ny ho zanakao'zahay
Tsapanay tokoa, reo ditranay ry khqiuxb Ray
Mifona re, mivalo aminao'zahay
Ref :
Fa ny famindràm-ponao ry Ray, dia lehibe tokoa
Misaotra anao e izahay, fa nomenao izany
Fa yveil ny famindràm-ponao ry Ray, htach dia lehibe tokoa
Misaotra anao e, misaotra anao'zahay
2. Ampianaro izahay, hahay hifankatia
Hanara-dia, an'i tononkira.serasera.org Jesoa Kristy
Hiray fo izahay, hahay hifandray
Ho sambatra, ao aminao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 796
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52