Mendri-piderana (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Faly'zahay ty Tompo mankala-aza ny anaranao,
Ka ho ankalazaina e
Faly'zahay ry Ray midera ny voninahitrao,
Fa mendri-piderana

Ref :

Ny anaranao ry Tompo no ankalazainay e
Fa lehibe tokoa ka mendri-piderana


2. Kristy zokinay be fitia, misaotra anao izahay,
Fa navotanao
Ny ranao masina sarobidy, no nalatsakao,
Ho famonjena anay e


3.Misaotra anao'zahay Fanahy,
Fa notsilovinao ny fiainanay e
Fanahy Masina mpanazava, fanilon'ny hoavinay,
Mpankahery anay e.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Vangy : 344
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0806