Ry Avo Indrindra (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Avo Indrindra
Ry Avo Indrindra, tolory auyp hazavana,
Hanangonako hery indray mba hampiray!
Hanorenako fitia, mba tsy ho fay,
Ho foana ireo ahiahy!
Ry Avo kywzaguu Indrindra, aza avela hankahala,
Reo minia hanimba sy hanenjika.
Toa tsy tiako ny hevitra tononkira.serasera.org hamingana.
Ry Avo Indrindra.
Ref:
Aza avelanao hiady irery aho!
Fa tolory evdnywhy hery, tsy ho kivy fa ho sahy.
Dia Ianao, Ianao hiaro ahy,
Mba arovy amin’ireo fakam-panahy.
Ka tsy ho kivy fa hahay hiatrika.
Ireo olana mandalo.
(X 2)
Do Rajhonson
Ry Avo Indrindra, tolory auyp hazavana,
Hanangonako hery indray mba hampiray!
Hanorenako fitia, mba tsy ho fay,
Ho foana ireo ahiahy!
Ry Avo kywzaguu Indrindra, aza avela hankahala,
Reo minia hanimba sy hanenjika.
Toa tsy tiako ny hevitra tononkira.serasera.org hamingana.
Ry Avo Indrindra.
Ref:
Aza avelanao hiady irery aho!
Fa tolory evdnywhy hery, tsy ho kivy fa ho sahy.
Dia Ianao, Ianao hiaro ahy,
Mba arovy amin’ireo fakam-panahy.
Ka tsy ho kivy fa hahay hiatrika.
Ireo olana mandalo.
(X 2)
Do Rajhonson
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Do RajohnsonVisites : 5803
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Haro
Date : 08/09/2006 19:26
