Miverena (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao fa tsy niherika
ilay fitiavana aza toa narendrika
zary foana babangoana ireo natao
izaho anefa mbola tena tia anao
Nofinofy sisa ptnjhe xswvrclv ilay fitia
zary maloka foana anie ny androko ety:
miantsoantso foana ny anaranao
aiza ianao? Mbola am-poko ao,
tsisy mety tononkira.serasera.org avokoa izay rehetra atao...
Miverena e! Fa mbola manantena anie aho,
miverena ankia
f'izaho dia mbola tia...
Miverena e! Fa mbola manantena anie aho,
Miverena kvjipzs ankia
F'izaho dia mbola tia...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 621
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Azrael666
Daty : 08/01/2026 00:07