Voady Mandrakizay (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao ry Ray ny dera voninahitra mqhksu mandrakizay
Mahery sy masina ambony indrindra Ianao ry Mpanjakanay
Indreto izahay nandre ny antsonao
Vonona hanompo anao ampombay
Ampombay anay ry Ray (ilay Fanahy)
Ilay Fanahy Masinao (ho tafaray)
Ka ho tafaray indray ny any an-danitra sy izao asa izao
Raha maniraka lanao (mazoto hatrany)
Tsy handa Anao izahay glkxlobd (am-paran'ny tany)
Na aiza na aiza no haleha dia manaiky clsyguze anao Tompo lehibe

Fa fifaliana ho anay ny midera Anao ry Ray
Fa tena tsara ny famindram-ponao
lzao no voady atolotray Anao
Raha mbola velona aho hanompo Anao
Fa fifaliana ho anay ny midera Anao ry Ray
Fa tena tsara ny famindram-ponao
Izao no voady atolotray Anao
Mandrakizay ny tononkira.serasera.org fitiavako Anao

Anao ry Ray... Tsy handa Anao izahay (am-paran'ny tany)
Na aiza na aiza no haleha dia manaiky anao hampandresy anay
Hosana ! Haleloia ! Amen !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)
Vangy : 364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nasnas
Daty : 01/06/2025 12:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319