Mpandresy (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na manpilofika aza ,Zao hita maso izao
Mandratra qlcggfdd ,manpitomany ,ireo sendra ho entiny
Na tsy hamoa aza , ireo aviavy
Na tsy hamelana aza ,tsy hisy voa izao tsy hiala aminao
Ref : tsy ataoko mahakivy ahy satria izaho
tononkira.serasera.org Manana anao uywtlsjv jeso
Ianao ilay manpahery ahy ,mitraka hatrany
Fa mpandresy aho aminao
Na ho hambina aza ,ireo clzbvb ratsy fanahy
Tsy ataoko hakivy ahy ireo ady hatreako
Na dia maro aza ireo fahavalo
Ny fantatro de Zao f'ianao
Jeso no miady ho ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 476
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 06/04/2025 09:41