LAKILE (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko Jesosy manomboka anio
Diovy sasao mba ho tonga madio wlqtz
Izaho mila ny famonjenao
Ireo toetrako ratsy taloha mba sasao
Fa vonona anio aho anaraka Anao
Izaho tena mila Anao

REFRAIN:
Tsy mahavoa tena izao
Raha toa ka tsy eo anilanao tononkira.serasera.org
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa no LAKILE

Ireo mpiarabelona namako ety
Tiako Jesoa raha ireo mpaniasia
Ho vanginao qhxtii
Ireo mpanompo sampy sy ireo mpisikidy
Tiako Jesoa raha ianao no mandidy
kasio ny tananao

REFRAIN:
Tsy vrrgcy mahavoa tena ireo
Fa mila famonjena ombieny
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa  VAHAOLANA (x'4)

Fa ianao Jesoa no LAKILE.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1381