LAKILE (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko Jesosy manomboka anio
Diovy sasao mba ho tonga madio
Izaho mila ny famonjenao
Ireo toetrako ratsy taloha mba sasao
Fa tononkira.serasera.org vonona anio aho anaraka Anao
Izaho tena mila Anao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena izao
Raha toa ka tsy eo anilanao
Tsy misy slxj lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa no LAKILE
Ireo mpiarabelona namako ety
Tiako Jesoa raha ireo mpaniasia
Ho vanginao
Ireo mpanompo sampy sy ireo ftihy mpisikidy
Tiako Jesoa ezxul raha ianao no mandidy
kasio ny tananao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena ireo
Fa mila famonjena ombieny
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa VAHAOLANA (x'4)
Fa ianao Jesoa no LAKILE.
Diovy sasao mba ho tonga madio
Izaho mila ny famonjenao
Ireo toetrako ratsy taloha mba sasao
Fa tononkira.serasera.org vonona anio aho anaraka Anao
Izaho tena mila Anao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena izao
Raha toa ka tsy eo anilanao
Tsy misy slxj lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa no LAKILE
Ireo mpiarabelona namako ety
Tiako Jesoa raha ireo mpaniasia
Ho vanginao
Ireo mpanompo sampy sy ireo ftihy mpisikidy
Tiako Jesoa ezxul raha ianao no mandidy
kasio ny tananao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena ireo
Fa mila famonjena ombieny
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa VAHAOLANA (x'4)
Fa ianao Jesoa no LAKILE.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 963
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
