Ampidiro aloha ny tenimiafina
LAKILE (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko Jesosy manomboka anio
Diovy sasao mba ho tonga madio
Izaho mila ny famonjenao
Ireo toetrako ratsy taloha mba sasao
Fa vonona anio aho anaraka Anao
Izaho tena mila Anao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena izao rgvrk
Raha toa ka tsy eo anilanao
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa no LAKILE
Ireo mpiarabelona namako ety
Tiako Jesoa raha ireo qoborxi mpaniasia
Ho vanginao
Ireo mpanompo sampy sy ireo mpisikidy
Tiako Jesoa iwoht raha ianao no mandidy tononkira.serasera.org
kasio ny tananao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena ireo
Fa mila famonjena ombieny
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa VAHAOLANA (x'4)
Fa ianao Jesoa no LAKILE.
Diovy sasao mba ho tonga madio
Izaho mila ny famonjenao
Ireo toetrako ratsy taloha mba sasao
Fa vonona anio aho anaraka Anao
Izaho tena mila Anao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena izao rgvrk
Raha toa ka tsy eo anilanao
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa no LAKILE
Ireo mpiarabelona namako ety
Tiako Jesoa raha ireo qoborxi mpaniasia
Ho vanginao
Ireo mpanompo sampy sy ireo mpisikidy
Tiako Jesoa iwoht raha ianao no mandidy tononkira.serasera.org
kasio ny tananao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena ireo
Fa mila famonjena ombieny
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa VAHAOLANA (x'4)
Fa ianao Jesoa no LAKILE.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Hits : 855
Likes : 0 Like
Created by : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
