Matokia (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. uqbwh Aza mety ho reraka, ho kivy sy ketraka
Tohizo ny làlana, tonony ny vavaka.
Aza atao ho sàkana, izay miendrika ho sarotra
Mirosoa hatrany, matokia Azy.
REF : Jesoa ilay tsy miova, ny omaly, anio otayugv ary mandrakizay.
Tano hatrany ny erwhb finoana, n'inona tononkira.serasera.org mety hidona, tsy irery ianao.
Ankino hatrany an-tanany
Fa misy farany avokoa izay atao.
2. Aza mba miova fo, manandrana etsy sy eroa
Mba hahazoana tombontsoa, nanary namana ihany koa.
Aza mierikerika, raha sendra very hevitra
Mitoera tsara, minoa fotsiny ihany.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 12/06/2026 14:57