NY TENA FITIAVANA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ny fitiavanao ry Ray mpahary ô
Nomenao ny zanakao malalanao
Mba tsy hisy ho very izay mino Azy
Hanam-piadanana mandrakizay

Ref: Sarobidy sy tononkira.serasera.org manan-danja (sy manandanja)
Ny fitiavan’Andriamanitra ( tsy mba ho sandaina)
Tsy sandain’ny vola na ny harena
Fa tena fitiavana

2)Jesoa tia ô Mpamonjy ianao
Fa nanaiky ho faty znzrmqb hisolovana
Saingy velona ho mandrakizay
Mba ho santatra hoan’izay mino

3)Ry olombelona ô, tsarovy izao
Didy jdweqkj vaovao no nomen’ny Tompo
Dia ny mba hifankatiavantsika
Satria yhsw mpianatra voafidy hanompo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Visites : 690
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326