tia (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao irery ihany Jesoa no tsy mandao
Na tsiky na tomany dia ao foana Ianao
Fa tsy mandeha irery ny fiainako ety
Ny sandrinao mahery mitantana ny dia
Zany re no tena itiavako Anao
vykqflkk Ary ianteherako ny fitiavanao
Fa tena tia tokoa Ianao
Tompo tia ka bygna tsy mandao
Fa tena tia tokoa Ianao
Tia ka tsy mandao
Raha tojo fahoriana, nampaherezinao
Tanaty hafaliana, tsy mba nadinoinao
Raha sendra adin-tsaina ka nahafoy Anao
Ianao no andrandraina e! f’izany no tononkira.serasera.org sitrakao
Ampototry ny hazo zay nanomboana Anao
Eo aho no hahazo ny fiadananao
Fa mahasoa indrindra ny eo anilanao
jsom Miaraka mamindra e! satria tantananao
Na tsiky na tomany dia ao foana Ianao
Fa tsy mandeha irery ny fiainako ety
Ny sandrinao mahery mitantana ny dia
Zany re no tena itiavako Anao
vykqflkk Ary ianteherako ny fitiavanao
Fa tena tia tokoa Ianao
Tompo tia ka bygna tsy mandao
Fa tena tia tokoa Ianao
Tia ka tsy mandao
Raha tojo fahoriana, nampaherezinao
Tanaty hafaliana, tsy mba nadinoinao
Raha sendra adin-tsaina ka nahafoy Anao
Ianao no andrandraina e! f’izany no tononkira.serasera.org sitrakao
Ampototry ny hazo zay nanomboana Anao
Eo aho no hahazo ny fiadananao
Fa mahasoa indrindra ny eo anilanao
jsom Miaraka mamindra e! satria tantananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 2105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:03
