You are here: home > Tononkira > Antsafi

Sambatra aho manana Anao (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/sambatra-aho-manana-anao

Noho ny fitiavana ry Tompo ô!
latsa-paka ato anatiko Ianao
Ny eo akaikinao no mahatsara ahy
Ka mambabo fanahy

Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandtononkira.serasera.orgrakizay

Noho ny fitiavanao ry Tompo ô!
Tiako ny androko iderako Anao
Tiako ny hitoeranao ato am-poko
Manaiky aho anjakao

        Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 108
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : LouvRkt
Tamin'ny : 11/01/2020 11:05:55
ID : 12377

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo