Ray tsy mahafoy (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAY TSY MAHAFOY
Impiry moa Ianao ry Ray
No efa nanome toky ahy hoe
Aza manahy! Fa tylf tiako ianao tsy foiko e!
Izaho tsy ahafoy anao mandrakizay
Impiry impiry moa aho no nandre tononkira.serasera.org izany
Saingy mbola niherika hatrany
Nanao ratsy teo imasonao
Ka nanalavitra Anao ry Ray
Nanara-tsitra-po, diso lalana tokoa!
Zanakao malala aho nefa adala
Tsy kivy anefa Ianao ry Ray
Tsy sasatra isxc ny nitsinjo ahy an-dalana
Naniraka an’i Jesoa mpamonjy
Ndrisy anefa fa mbola nilonjy
Soa ihany aho fa nahatsiaro ho reraka
Very, resy, voalatsa
Nahatsapa ny fitiavanao
Fa hay Ianao Jesoa Tompo
Tsy mba mandao
Ray o! hankalaza Anao Jesoa misaotra Anao
Ampaherezo aho Fanahy dmutzvo o!
Impiry moa Ianao ry Ray
No efa nanome toky ahy hoe
Aza manahy! Fa tylf tiako ianao tsy foiko e!
Izaho tsy ahafoy anao mandrakizay
Impiry impiry moa aho no nandre tononkira.serasera.org izany
Saingy mbola niherika hatrany
Nanao ratsy teo imasonao
Ka nanalavitra Anao ry Ray
Nanara-tsitra-po, diso lalana tokoa!
Zanakao malala aho nefa adala
Tsy kivy anefa Ianao ry Ray
Tsy sasatra isxc ny nitsinjo ahy an-dalana
Naniraka an’i Jesoa mpamonjy
Ndrisy anefa fa mbola nilonjy
Soa ihany aho fa nahatsiaro ho reraka
Very, resy, voalatsa
Nahatsapa ny fitiavanao
Fa hay Ianao Jesoa Tompo
Tsy mba mandao
Ray o! hankalaza Anao Jesoa misaotra Anao
Ampaherezo aho Fanahy dmutzvo o!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1432
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 02/09/2015 23:49
