Olon-tsotra (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olon-tsotra sy malemy
Ity nantsoinao tononkira.serasera.org ho mpanompo
Mbola adala sy manjeny, Rovi-damba sy maloto
Olon’ory sy mahantra
Vovoka tsy mendrika xodhzt
Efa zatra ny voalatsa, Ary koa voaenjika
Enga ka homenao ahy ny zotom-po madio
Hiasako ho Anao ry Ray mandrakizay doria
Ray ô! Ianao irery no sahy manatona ahy
Nanakombona ny fery, sy tntkitm ny ratrako am-panahy
Ny fivavako mangina
Zay ventesiko ato anaty
No ewybgcs hanehoako fa any aoriana
Na ho faly aho na hiafy
Dia Ianao hatrany
No horeharehako
Mandram-pialako eto an-tany
N’aiza n’aiza alehako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 02/09/2015 23:49