ny fanirianay (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manao zao hira zao eto anatrehanao ry Ray
Satria navondronao hitory ny Anaranao
Manandra-peo zahay maneho ny fahavononanay
Mba ho fitaratra sy ho fitaomana fanahy
Fa maro mantsy ireo milaza fa hoe irakao
Kanefa indrisy sandoka ihany
Hitanao ny hetaheta aty anatinay
Anao tokoa satria navotanao
hwwrvte Ny ANTSAFI Jesoa n’inona n’inona mety hiseho
Dia hanompo Anao satria tianay foana Ianao.
Ka hihazona ny handovana ny lanitra
Sy ny fiainana mandrakizay.
Ny fanirianay dia ny hifampitantana
Homban’ny herinao ka tsy ho tafasaraka
Ho mafy orina amin’ny fifankatiavanao
Ka mba hiaradia amin’ny fihavanana
Ka ny talenta sy ny hery mbola omena anay
Atolotray ho fiderana Anao
Mampianàra anay hanisa ny andronay
Haneho tokoa ny voninahitrao.
tononkira.serasera.org Ny ANTSAFI Jesoa n’inona n’inona mety hiseho
aevvmtn Dia hanompo Anao satria tianay foana Ianao.
Ka hihazona ny handovana eqbbfxr ny lanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1315
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:06