ny fanirianay (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manao zao hira zao eto anatrehanao ry Ray
Satria navondronao hitory ny Anaranao
Manandra-peo zahay maneho ny fahavononanay
Mba ho fitaratra sy ho fitaomana fanahy
Fa maro mantsy ireo milaza fa hoe irakao
Kanefa indrisy sandoka ihany
Hitanao ny hetaheta aty anatinay
Anao tokoa satria navotanao
Ny ANTSAFI Jesoa n’inona n’inona mety wcgfjgnx hiseho
Dia hanompo Anao satria tianay foana Ianao.
muzke Ka hihazona ny handovana ny lanitra
Sy ny fiainana mandrakizay.
Ny fanirianay dia yeri ny hifampitantana
Homban’ny herinao ka tsy ho tafasaraka
Ho mafy orina amin’ny fifankatiavanao
Ka mba hiaradia amin’ny fihavanana
Ka ny talenta sy ny hery mbola omena anay
Atolotray ho fiderana Anao
Mampianàra anay hanisa ny andronay
Haneho tokoa ny voninahitrao.
tononkira.serasera.org Ny ANTSAFI Jesoa n’inona n’inona mety hiseho
Dia hanompo Anao satria tianay foana Ianao.
Ka hihazona ny handovana ny lanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1358
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:06