ny anaranao mamy (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Anaranao, ry Jesosy Tompo
Mitondra aina vao , manila toloko
Ny Anaranao may, tsy maty ao am-poko
Manila avy hatrany ny zava –manjo
Tojo ady mafy ty mpanomponao
Tsaroako ao anaty ny Anaranao
Misava avokoa ny rahona mainty
Rehefa antsoiko ny Anaranao
        Raha faly ny fonay nomenao ny soa
        Ny hany tsaroanay tsy maty ao am-po
        Ny Anaranao zay namonjy anay
        Manova ho vao ny fiainanay
        Mbola hiraiko ny Anaranao mamy
        Tsy ho afaka an-tsaiko fa tsaroako hatrany
       Misava avokoa ny rahona mainty
       Rehefa antsoiko ny Anaranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.389