Mitsangana, mifohaza (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o! aiza hsmprmjx moa ianao
Fa ny firenenao mila anao izao
Sampy sy tononkira.serasera.org filan’ny nofo no manjaka ao
Ianao no antsoiny hanova azy izao
Mitsangana ianao, itafio Kristy
Ampiasao ny talenta, finoana natolony
Ny Fanahy Masina hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao
Tanora o! mifohaza izao
Injao ny Tompo fa efa miantso anao hoe:
Avia mitsangana ka mandehana
Ndeha mitoria ny fibebahana
Aza menatra ianao ho vavolombelony
Ka jwqemmfi hanohy ny asa ‘zay efa natombony
Ny Fanahy Masina hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao ededfl
Fa ny firenenao mila anao izao
Sampy sy tononkira.serasera.org filan’ny nofo no manjaka ao
Ianao no antsoiny hanova azy izao
Mitsangana ianao, itafio Kristy
Ampiasao ny talenta, finoana natolony
Ny Fanahy Masina hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao
Tanora o! mifohaza izao
Injao ny Tompo fa efa miantso anao hoe:
Avia mitsangana ka mandehana
Ndeha mitoria ny fibebahana
Aza menatra ianao ho vavolombelony
Ka jwqemmfi hanohy ny asa ‘zay efa natombony
Ny Fanahy Masina hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao ededfl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1733
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 02/09/2015 21:31
