Mitsangana, mifohaza (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o! aiza moa ianao
Fa ny firenenao mila anao izao
Sampy sy filan’ny mvmcab nofo no manjaka ao
Ianao no antsoiny hanova azy izao
Mitsangana ianao, itafio Kristy
Ampiasao ny talenta, finoana daamugeh natolony
Ny Fanahy Masina hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao
Tanora o! mifohaza izao
Injao ny Tompo fa gsqhv efa miantso anao hoe:
Avia mitsangana ka mandehana
Ndeha mitoria ny fibebahana
Aza menatra ianao ho vavolombelony
Ka hanohy ny asa tononkira.serasera.org ‘zay efa natombony
Ny Fanahy Masina hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao
Fa ny firenenao mila anao izao
Sampy sy filan’ny mvmcab nofo no manjaka ao
Ianao no antsoiny hanova azy izao
Mitsangana ianao, itafio Kristy
Ampiasao ny talenta, finoana daamugeh natolony
Ny Fanahy Masina hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao
Tanora o! mifohaza izao
Injao ny Tompo fa gsqhv efa miantso anao hoe:
Avia mitsangana ka mandehana
Ndeha mitoria ny fibebahana
Aza menatra ianao ho vavolombelony
Ka hanohy ny asa tononkira.serasera.org ‘zay efa natombony
Ny Fanahy Masina hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1679
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 02/09/2015 21:31
