Mitsangana, mifohaza (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o! aiza moa ianao
Fa ny firenenao mila anao izao
Sampy sy filan’ny nofo no manjaka ao
Ianao no antsoiny hanova azy izao
Mitsangana ianao, itafio Kristy
Ampiasao ny talenta, finoana natolony
Ny Fanahy Masina tononkira.serasera.org hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao
Tanora o! mifohaza izao
Injao ny Tompo fa efa miantso anao hoe:
Avia mitsangana ka mandehana
Ndeha mitoria ny fibebahana
Aza menatra ianao ho vavolombelony
Ka hanohy ny asa ‘zay efa natombony
Ny Fanahy Masina ofvdu hialoha anao
Ka aza matahotra jhdkkm fa mandrosoa fmqly izao
Fa ny firenenao mila anao izao
Sampy sy filan’ny nofo no manjaka ao
Ianao no antsoiny hanova azy izao
Mitsangana ianao, itafio Kristy
Ampiasao ny talenta, finoana natolony
Ny Fanahy Masina tononkira.serasera.org hialoha anao
Ka aza matahotra fa mandrosoa izao
Tanora o! mifohaza izao
Injao ny Tompo fa efa miantso anao hoe:
Avia mitsangana ka mandehana
Ndeha mitoria ny fibebahana
Aza menatra ianao ho vavolombelony
Ka hanohy ny asa ‘zay efa natombony
Ny Fanahy Masina ofvdu hialoha anao
Ka aza matahotra jhdkkm fa mandrosoa fmqly izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1678
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 02/09/2015 21:31
