You are here: home > Tononkira > Antsafi

lay famonjena (Antsafi)

Tsarovinao sakaiza malala
Lay Tompo tia antsika, lay Tompo tena tia antsika
Ny ainy noho ireo otantsika, ny otantsika
Fitiavana tsy misy tambiny
Natolony ambongadiny mba ho anao sy ho ahy
Ho famonjentononkira.serasera.orga ny fanahy
K’handeha hiaraka hankalaza an’i Jesoa Tompo tia (2x)
Noho ny zavatra mahagaga izay ilay niseho tao Kalvary
Dia ny namonjeny (2x) antsika
Nijaliany, nahafatesany, ka aoka tsy hodian-tsy hita
Ilay ngidy niaretany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 365
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoandrianina
Tamin'ny : 27/11/2015 19:12:58
ID : 7712

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo