harena tsy lo (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola manatena sy miandry foana hatrany
Fa Ianao natokako ho ahy
Fa tsy volamena na koa haren’ny tany
F’ireny dia zava-mora lany
Hazoniko ny foko sy ny saiko
hrup Tsy hana-kafa hiankinana
Fa Ianao Jesoa (2x) ‘lay tena icwmx Fiadanana
No hany lalam-pahasambarana
Feno hafaliana aho na dia ory sy marary
Mahatsiaro miadana am-panahy
Fa ny tena harena dia Jesoa irery ihany
Tsy miova tsy lon’ny fahelana
Aza tononkira.serasera.org mihary harena mety ho arafesina
Mandalo sy tsy maharitra
Fa fidio zay mbola tena azo antoka
Hierenao amin’ny tampoka
Tsy misy ny manompo Tompo vzxulk roa ka hahitan’A/tra
Fa tokana ihany (2x) hatramin’ny taloha
No ahafahanao mandova lanitra
Fa Ianao natokako ho ahy
Fa tsy volamena na koa haren’ny tany
F’ireny dia zava-mora lany
Hazoniko ny foko sy ny saiko
hrup Tsy hana-kafa hiankinana
Fa Ianao Jesoa (2x) ‘lay tena icwmx Fiadanana
No hany lalam-pahasambarana
Feno hafaliana aho na dia ory sy marary
Mahatsiaro miadana am-panahy
Fa ny tena harena dia Jesoa irery ihany
Tsy miova tsy lon’ny fahelana
Aza tononkira.serasera.org mihary harena mety ho arafesina
Mandalo sy tsy maharitra
Fa fidio zay mbola tena azo antoka
Hierenao amin’ny tampoka
Tsy misy ny manompo Tompo vzxulk roa ka hahitan’A/tra
Fa tokana ihany (2x) hatramin’ny taloha
No ahafahanao mandova lanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1337
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:14
