fifaliana sy fihobiana (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIFALIANA SY FIHOBIANA
Fa tsy misy fifaliana, azo antoka tokoa
Tsy misy msqszq azo itokiana, afa-tsy Aminao Jesoa
Feno fiadanam-po, mitoetra sy maharitra
Tsy manam-paharoa, tsy sandoka
Tsy fifalian’izao tontolo izao
Na fifalian’ireo manan-katao
Tsy fifaliana noho ny harena na fifaliana eo ivelany
Fa fifalian’ireo voaavotra, fifalian’ny afa-patotra
Fifalian’ny olon’afaka, fifalian’ny fo mibebaka.
Fa tsy misy fihobiana, tena atosiky ny fo
Fa tonga maina kina, raha tsy Aminao Jesoa!
Fa tsy fahazarana, tsy mitondra vokatra
Fa antson’ny fanahy sy molotra
Tsy fihobian’izao tontolo izao na tononkira.serasera.org fihobian’ireo szlz manan-katao
Tsy fihobiana noho dhhorwgi ny hareny
Na fihobiana eo ivelany
Ka fihobian’ireo voaavotra
Fihobian’ny afa-patotra
Fihobian’ny (fo mibebaka) olon’afaka
Fihobian’ny (afa-patotra) fo mibebaka.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1868
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:10