You are here: home > Tononkira > Antsafi

efa mba nosaininao ve? (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/efa-mba-nosaininao-ve

Efa mba nosaininao ve? Ry tanora namako o!
Fa ho foana sy ho lao ‘zao rehetra hita zao
Ny tontolo manoloana mampivilivily fo
Sady fitaka mitaona tsy hanampiononam-po

Raha ny soa sesehena notovoizina hatrizay
Na safira , volamena tena efa foin’ny Ray
Ho antsika maimtononkira.serasera.orgaim-poana izao hita maso izao
Ry sakaiza andeha hitaona ‘reo variana milalao

Mila anao dia mila anao tokoa ny Tompo
Ka aza manamafy fo
Ny hatsaran-tarehy sy ny herinao
No tiany atolotrao
Raha mba izany no takiany
Aminao izay tena tiany
Dia tsy mba foinao ve homena?
An’ilay Tompon’ny harena

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 500
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoandrianina
Tamin'ny : 27/11/2015 18:13:31
ID : 7695

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo