AZA AVELA (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Aza avela ho afa-bela isaraka foana Aminao
Na ho ainga izany na ho ela hazony aho mba tsy handao
'ty foko to adala ity hadalain'izao tontolo izao
Tantano ry Ray be fitia fa very aho raha lavitra Anao

2- Aza avela hanota foana Aminao
Ka hoavona sy hirehareha hitady tompo vaovao
Ny tongotro tsilovy re! ny tanako hahay ny atao
Ny sofiko tena handre ny masoko mba hazavao

Ref: Ny ankaikinao ry Tompo mahatsara ahy
Eo ihany no misy toky tsy misy ahiahy
Sakambino sy fihino
Ho raiki-pitia aminao mandrakizay Jesoa Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 389
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LouvRkt
Daty : 31/05/2022 15:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742