FITIA HAFA LOATRA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia hafa wkqv loatra izany
Nitiavana'Andriamanitra
Nanome ahy tononkira.serasera.org ny zanany izy
Hanafaka ny otako

Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy ahy
Niharitra fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana

Natsangany ho zanany aho
Handova ny afjcrpii yjlev lanitra
Neken'i Jesoa ho zandriny aho
Mandrakizay doria doria

Fitiavana mihatra aman'aina
No nitiavan'i Kristy ahy
Niharitra fampijaliana
Hatramin'ny fahafatesana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7836