ANTSO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Tanaty alina mangina no niantsoanao ahy
Niantsoantso mba hiverina ho Aminao
Mba hanambara sy hitory ny fahamarinanao

Mandehana mitoria ny hazavako izao
Famonjena nozaraina ho an'izao tontolo izao
Tanaty alina mangina no niantsoanao ahy

Nibitsika ahy mangina Ianao ka naniraka
Mba hitoriko hatrany haTsiky dia ampytrany ny fahamarinanao
Sy mba ho re amparan-tany ilay fitivanao

Nibitsika ahy mangina Ianao ka naniraka ahy
Andeha hitory sy hanagona ireo ondrinao
Ary hamerina indray ireo izay nania

Mandehana mitoria ny hazavako izao
Famonjena nozaraina ho an'izao tontolo izao
Tanaty alina mangina no niantsoanao ahy

Lalao RANDRIANARISON

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 298
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Zeea
Tamin'ny : 24/07/2018 10:12:55
ID : 10783

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo