Tsinotsinona (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsinotsinona avokoa izao rehetra izao
Na ny vola na ny harena sy ireo fanananao
Na ny tenanao tononkira.serasera.org koa aza any aoriana any
Dia pqzguwyo tsy maintsy hianjera anjary vovoka
Raha izao fiainana izao dia fianana miserana
Manam-patamperana ka tsy azo hianteherana
Mampirotoroto lava mampitebiteby saina
Tsy hilaozan'ny ankaso tena mampiferinaina
2) Ao am-badika ao anefa ho lazaiko ho anao
Misy toerana iray wpenl misy fiaim-baovao drukprm
Tsy mba ana-patamperana ho doria mandrakizay
Eny io ilay toerana nomanin'izy Ray
Koa raha tianao ny hahazo izany fiainana izany
Ovay ny toetranao dieny mbola eto an-tany
Mitodia amin'ny Ray fa izy irery ihany
No afaka handray sy hitondra anao ho any.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Visites : 1255
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dapoon
Date : 19/11/2019 21:39