Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsinotsinona (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsinotsinona tononkira.serasera.org avokoa izao rehetra izao
Na ny vola na ny harena sy ireo fanananao
Na ny tenanao koa aza any aoriana any plak
Dia tsy maintsy hianjera anjary vovoka
Raha izao fiainana izao dia fianana miserana njmh
Manam-patamperana ka tsy azo hianteherana
Mampirotoroto lava mampitebiteby saina
Tsy hilaozan'ny ankaso fxmebzd tena mampiferinaina
2) Ao am-badika ao anefa ho lazaiko ho anao
Misy toerana iray misy fiaim-baovao
Tsy mba ana-patamperana ho doria mandrakizay
Eny io ilay toerana nomanin'izy Ray
Koa raha tianao ny hahazo izany fiainana izany
Ovay ny toetranao dieny mbola eto an-tany
Mitodia amin'ny Ray fa izy irery ihany
No afaka handray sy hitondra anao ho any.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 1195
Likes : 0 Like
Created by : Dapoon
Date : 19/11/2019 21:39