Zao tontolo izao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao tontolo izao Jeso Malala ô!
Niala taminao sy nankahala
Efa nanazimba ny fitiavanao
Niodina nandao ny tavanao
Fiv : Nefa Tompo tia
ô Avia, avia
Mba hamela heloka ity swgydv zanakao
Tompo Masina xloqgrh ô!
Avia, jereo , ka hiantrao
Zaho ko xmtnto voasinton'izy ireny
Niala taminao, satria nalemy
Sy sodokon'ireo rendrarendra tononkira.serasera.org koa
Nihevitra aho f'izay no tena soa
Fa ankehitrio Jeso Malala ô!
Tamy aho tsy misalasala
Mino fa ho raisinao tokoa tokoa
Mino aho f'ianao hamindra fo
Niala taminao sy nankahala
Efa nanazimba ny fitiavanao
Niodina nandao ny tavanao
Fiv : Nefa Tompo tia
ô Avia, avia
Mba hamela heloka ity swgydv zanakao
Tompo Masina xloqgrh ô!
Avia, jereo , ka hiantrao
Zaho ko xmtnto voasinton'izy ireny
Niala taminao, satria nalemy
Sy sodokon'ireo rendrarendra tononkira.serasera.org koa
Nihevitra aho f'izay no tena soa
Fa ankehitrio Jeso Malala ô!
Tamy aho tsy misalasala
Mino fa ho raisinao tokoa tokoa
Mino aho f'ianao hamindra fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 2180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43
