Tsy tonga hiantso ny tanteraka (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org He! Tsy tonga mba hiantso ny tanteraka aho
(ny tanteraka Aho)
Fa ny mpanota tena vonona hibebaka
(tena hibebaka)
Teny mamin’i Jeso tsy voafetra
Fa natao ambara ho an’olon-drehetra
(rehetra)
Ref : Fifaliana be raha misy olona iray ety an-tany
Ka nanaiky hiverina amin’ny Tompo indray
Mihoatra cverdpig lavitra raha toa izao isika izao
No ndeha hankany
osht Any an-dapa soa ny tranon-dRay
Jeso Kristy lalàna sy fahamarinana
(fahamarinana)
Fiainana Izy sady be fahamasinana
(fahamasinana)
Amin’ny wxmacqg alalany no anandratana
‘Zay rehetra mino koa ny fahafahana
(zay mino)
(ny tanteraka Aho)
Fa ny mpanota tena vonona hibebaka
(tena hibebaka)
Teny mamin’i Jeso tsy voafetra
Fa natao ambara ho an’olon-drehetra
(rehetra)
Ref : Fifaliana be raha misy olona iray ety an-tany
Ka nanaiky hiverina amin’ny Tompo indray
Mihoatra cverdpig lavitra raha toa izao isika izao
No ndeha hankany
osht Any an-dapa soa ny tranon-dRay
Jeso Kristy lalàna sy fahamarinana
(fahamarinana)
Fiainana Izy sady be fahamasinana
(fahamasinana)
Amin’ny wxmacqg alalany no anandratana
‘Zay rehetra mino koa ny fahafahana
(zay mino)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 345
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:21
