Tsinjovy ny farany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry velona miaina mba henoy izao
Tsy misy azo antenaina izao hita
Fa ho levona ho kila maina oaswxaw manindao
Ka tandremo ndrao ho dila ny fotoanao
Fiv : wsdlle Tena marobe no nbywcqle manenina
Noho ireo heloka be nafenina
Tsy mitsinjo , izay ho farany
Ka indrisy re fa loza no anjarany
Be ireo tononkira.serasera.org zatra ny lalan-dririnina
Indro andry boboka no niankinana e!
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo tsy ho afaka
Misy koa ireo tsara fisafidy
Ka miezaka mitandrina ny didy
Ny mamita-tena dia ataony sanatria
fa nomena famonjena , fianana doria
Tsy misy azo antenaina izao hita
Fa ho levona ho kila maina oaswxaw manindao
Ka tandremo ndrao ho dila ny fotoanao
Fiv : wsdlle Tena marobe no nbywcqle manenina
Noho ireo heloka be nafenina
Tsy mitsinjo , izay ho farany
Ka indrisy re fa loza no anjarany
Be ireo tononkira.serasera.org zatra ny lalan-dririnina
Indro andry boboka no niankinana e!
Tany maina ve hoy izy dia ho solafaka
Ry mpirehareha tandremo tsy ho afaka
Misy koa ireo tsara fisafidy
Ka miezaka mitandrina ny didy
Ny mamita-tena dia ataony sanatria
fa nomena famonjena , fianana doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1132
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
