Tompo ô (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! raha sitrakao re hiantrao ty nosy ty
Fa Ianao no niandohany ary Ianao no hiafarany
Fantatrao ny hadisoany fantatrao ny tsy finoany
Nefa Ray aoka ny sitrakao fa tsy ny anay izay sivzoiu efa niala taminao

Ny eo akaikinao ry Tompo bhglgrm mahatsara tononkira.serasera.org ity mpanompo
Koa omeo ny herinao re mba hanandratra ny feo hoe
Mamelà ny hadisoako motl mamelà ny tsy finoako
Nefa Ray aoka ny sitrakao fa tsy ny anay izay efa niala taminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344