You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Sahy (Antoko Mpihira MORIA)

Ref : Tsy hatahotra loza intsony aho
Fa ianao no nambomba ny diako
Eny na dia fahafatesana aza Tsy ahoako
Satria Ianao mitoetra ato anaty

Na ny ranomasina aza, azo niampitana
Lasa lalana maina (ka mandroso)
Ireo zanak'Israely, ireo fahavalo namelTsiky dia ampyy
Indro safotra tao , ka
N'inona mihatra na loza hanjo
Sahy aho fa manana Anao

Ianao no efa nandrara ny tafiotra mahery
Zay namely ny sambo (ka niteny hoe)
Mangina, sy mitsahara ,ary tamin'izay
Indro tsara ny andro, ka
N'inona mihatra na loza hanjo
Sahy aho fa manana anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 744
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaericrajoelison
Tamin'ny : 28/08/2014 13:29:33
ID : 6692

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo