Safidy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo ô! indreto izahay izao
Fa vonona sy hider any asa tononkira.serasera.org tsaranao
Omeo ny saina sy fo, fanahy ananako
Izany no safidiko tdsxcw ry Tompo ô! anio
Andriamanitra ô! jereo ny làlanay
Safidiko Ianao ry Jesoa
Mba tsy hania ny oyzm fiainanay fa qyeh diso re
Vonjeo fa mitaraina aminao
Ianao ry Jesoa Tompo no eo akaikinay
Ka mahatoky ny herinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 503
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 16:00