Ry fanahy mitady (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fanahy mitady fitoniana
Izay mba hifaliana
Miakara, misondrota ambony ihany
Mba ho any an-danitra any
Fa io no lapanao tena vaovao
Dia ny tononkira.serasera.org ao an-danitra qsnaqsbr ao
Ny fiainana eto miova lalan-dava
Mora samba, mora rava
Mbetika mba gfpdlwn tony, nefa koa mamony
Miova vetivety monja
Ny fiaianana eto dia trano gagi lay
Mora samba, mora may
Ka ny mety dia ny mifankatia
Mba ho valisoa ary
Izay mba hifaliana
Miakara, misondrota ambony ihany
Mba ho any an-danitra any
Fa io no lapanao tena vaovao
Dia ny tononkira.serasera.org ao an-danitra qsnaqsbr ao
Ny fiainana eto miova lalan-dava
Mora samba, mora rava
Mbetika mba gfpdlwn tony, nefa koa mamony
Miova vetivety monja
Ny fiaianana eto dia trano gagi lay
Mora samba, mora may
Ka ny mety dia ny mifankatia
Mba ho valisoa ary
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:23
