Raiso ny foko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô ! ‘ty zanakao ity
Indro mitalaho, mifona fa nania
Maro ny ota izay natao
Ka maniry indrindra
Ny qidu ho diovinao
Fiv : Eny ry mpania, ny ràn’Ilay Jesoa
No indro fa nomeny, mba hanadio anao
Koa ndeha, avia manatona
Misokatr’ho anao ny vala izao
Raiso ny mqctmmb fitafiana vao
Fiainam-baovao tzpmlli no atolotra anao
Ray ô! re ‘zao ny feonao
Ka dia tamy aho, tononkira.serasera.org manaiky sy manoa
Raiso ny foko ho Anao
Anjakao ry Tompo ho lapanao tokoa
Indro mitalaho, mifona fa nania
Maro ny ota izay natao
Ka maniry indrindra
Ny qidu ho diovinao
Fiv : Eny ry mpania, ny ràn’Ilay Jesoa
No indro fa nomeny, mba hanadio anao
Koa ndeha, avia manatona
Misokatr’ho anao ny vala izao
Raiso ny mqctmmb fitafiana vao
Fiainam-baovao tzpmlli no atolotra anao
Ray ô! re ‘zao ny feonao
Ka dia tamy aho, tononkira.serasera.org manaiky sy manoa
Raiso ny foko ho Anao
Anjakao ry Tompo ho lapanao tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 609
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:29
