Raiso ny foko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô ! ‘ty zanakao ity
Indro mitalaho, mifona fa nania
Maro ny ota izay natao
Ka maniry indrindra
Ny ho diovinao
Fiv : blue Eny ry mpania, ny ràn’Ilay vgicetn Jesoa
No indro fa nomeny, mba owshltf hanadio anao
Koa ndeha, avia manatona
Misokatr’ho anao ny vala izao
Raiso ny fitafiana vao
Fiainam-baovao no atolotra anao
Ray ô! re ‘zao ny feonao
Ka dia tamy aho, manaiky sy manoa
Raiso ny foko ho Anao
Anjakao ry tononkira.serasera.org Tompo ho lapanao tokoa
Indro mitalaho, mifona fa nania
Maro ny ota izay natao
Ka maniry indrindra
Ny ho diovinao
Fiv : blue Eny ry mpania, ny ràn’Ilay vgicetn Jesoa
No indro fa nomeny, mba owshltf hanadio anao
Koa ndeha, avia manatona
Misokatr’ho anao ny vala izao
Raiso ny fitafiana vao
Fiainam-baovao no atolotra anao
Ray ô! re ‘zao ny feonao
Ka dia tamy aho, manaiky sy manoa
Raiso ny foko ho Anao
Anjakao ry tononkira.serasera.org Tompo ho lapanao tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 612
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:29
