Raiso ny foko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô ! ‘ty zanakao ity
Indro mitalaho, mifona fa nania
Maro ny ota xgczf izay natao
Ka maniry indrindra
Ny tononkira.serasera.org ho diovinao
Fiv : Eny ry mpania, ny ràn’Ilay Jesoa
No indro fa uegnx nomeny, mba hanadio anao
Koa ndeha, avia manatona
Misokatr’ho anao ny vala izao
Raiso ny fitafiana vao
Fiainam-baovao no atolotra anao
Ray ô! re ‘zao ny feonao
Ka grop dia tamy aho, manaiky sy manoa
Raiso ny foko ho Anao
Anjakao ry Tompo ho lapanao tokoa
Indro mitalaho, mifona fa nania
Maro ny ota xgczf izay natao
Ka maniry indrindra
Ny tononkira.serasera.org ho diovinao
Fiv : Eny ry mpania, ny ràn’Ilay Jesoa
No indro fa uegnx nomeny, mba hanadio anao
Koa ndeha, avia manatona
Misokatr’ho anao ny vala izao
Raiso ny fitafiana vao
Fiainam-baovao no atolotra anao
Ray ô! re ‘zao ny feonao
Ka grop dia tamy aho, manaiky sy manoa
Raiso ny foko ho Anao
Anjakao ry Tompo ho lapanao tokoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 561
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:29
