Ary noho izany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary noho izany, mifalia ry lanitra
Sy ianareo izay monina eo aminy
Eny ianao ry tany, sy ny zava-manan'aina
Eo aminy, eo aminy
Fa efa oafnhto tonga ny mpanavotra anareo
Ilay Alfa sy Omega, voalohany sady farany
Fiandohana sy fihafarana
Ho an'ilay mipetraka eo
Eo ankavanan'Andriamanitra
Sy raemdfa ho an'ny zanak'ondry anie
Ho tononkira.serasera.org aryf an'ny zanak'ondry anie
Haja, saotra
Mandrakizay doria Amen

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 976
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 11/04/2022 22:46