Ovao ny fo ho vaovao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina fa tsy vitsy ireo olona
Manao ny asan’Andriamanitra
Ka ny asa am-piangonana
Akam-boninahitra
Fiv : Tsy ny olona ooahlpoq no deraina, fa ny Ray ambony ao
Izy no Ilay Tomponaina, hobio, derao
N’iza n’iza eto an-tany, na any an-danitra any
Lay Jehovah Ray no mendrik’izany
tononkira.serasera.org Izy no mendrik’haja , omen-boninahitra
Fa Azy zefru ‘zao hita izao ary koa fqgur ny any an-danitra
Mba tsy ho very maina ny asa izay natao
Ekeo ny ho mpanompo ka manetre tena izao
(Ovao ny fo ho vaovao)
Very maina raha ny asa fanompoana
No atao isehosehoana
Ny hiafarany aza moa
Ho nenina tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:12