Ovao ny fo ho vaovao (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina fa tsy vitsy ireo olona
Manao ny asan’Andriamanitra
Ka ny asa am-piangonana
Akam-boninahitra

Fiv : Tsy ny olona no deraina, fa ny Ray ambony ao
         Izy no Ilay Tomponaina, hobio, derao
  tononkira.serasera.org        N’iza n’iza eto an-tany, na any an-danitra any
     czdbwmg     Lay Jehovah Ray no mendrik’izany
         Izy no mendrik’haja , omen-boninahitra
knkpbjx         Fa Azy ‘zao hita izao ary koa ny any an-danitra
         Mba tsy ho very maina ny asa izay natao
         Ekeo ny ho mpanompo dohqubix ka manetre tena izao
         (Ovao ny fo ho vaovao)

Very maina raha ny asa fanompoana
No atao isehosehoana
Ny hiafarany aza moa
Ho nenina tokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 280
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4066