Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ovao ny fo ho vaovao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina fa tsy vitsy ireo olonaManao ny asan’Andriamanitra
Ka ny asa am-piangonana
Akam-boninahitra
Fiv : Tsy ny olona no deraina, fa ny Ray ambony ao
Izy no Ilay Tomponaina, hobio, derao
N’iza n’iza eto an-tany, na any an-danitra any
Lay Jehovah Ray no mendrik’izany
Izy no mendrik’haja , omen-boninahitra
Fa Azy ‘zao hita izao ary koa ny any an-danitra
Mba tsy ho very maina ny asa izay natao
Ekeo ny ho mpanompo ka manetre tena izao
(Ovao ny fo ho vaovao)
Very maina raha ny asa fanompoana
No atao isehosehoana
Ny hiafarany aza moa
Ho nenina tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 96
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:12
